Tany Amin-dry Dadabe sy ry Bebe

ENGLISH VERSION HERE Sary: i Dadabe sy i Bebe – Sary nalaina tao amin’ny boky nosoratan-dRajemisa-Raolison, R. sy Rakotoson-Raolison, L. (1988). Talaky Mandeha. Fianarantsoa: Librarie Ambozontany. Ny herinandro voalohan’ny volana janoary no anisan’ny fotoana nandrasako indrindra fony aho mbola kely. Ny voalohandohan’ny volana janoary mantsy aty Madagasikara no fotoana iarahan’ny fianakaviana hamangiana ny raibe syContinue reading “Tany Amin-dry Dadabe sy ry Bebe”

Ny Saka sy ny Voalavo

Sary: saka sy voalavo – avy amin’ny: Andriamahanina, S. and Ratsima, M. (1975). Soa fianatra. Antananarivo: Fernand Nathan Madagascar. Fantatrareo ve hoe inona no antony ihinanan’ny saka ny voalavo? (ENGLISH TRANSLATION here!) Misy tantara samihafa milaza ny antony ihinana’ny saka ny voalavo raha ny lovantsofina malagasy no jerana. Ity angano ity ary dia hitantara amintsika nyContinue reading “Ny Saka sy ny Voalavo”

At Dadabe and Bebe’s

MALAGASY VERSION HERE – TENY MALAGASY ATO Featured image: Our Seniors – Photo extracted from Rajemisa-Raolison, R. and Rakotoson-Raolison, L. (1988). Talaky Mandeha. Fianarantsoa: Librarie Ambozontany. The first week of January was one of the few times of the year I was looking forward to when I was a kid. In Madagascar, it’s that timeContinue reading “At Dadabe and Bebe’s”

Ikalariana

Featured Image: Ikalariana River near Soamahamanina – Photo extracted from Angano mampisaina – Geschichten aus Madagaskar’s video via Facebook Ikalariana is the name of a river near Soamahamanina, a village about 70 km from Antananarivo, the capital of Madagascar. Soamahamanina is situated along the National Road #1 to the western part of the Highlands. InContinue reading “Ikalariana”

Design a site like this with WordPress.com
Get started